|
|
|
|

Teny iditra1 orinasa marorantsana
Singan-teny  2orina, 3asa, 4maro, 5rantsana
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  7société multinationale. [1.13]
Ohatra  8 Fa miavaka amin' ireny i Afrika Atsimo, izay na taloha na taorian' ny fanavakavaham-bolon-koditra, dia sady nahay nitsofoka tamin' ny orinasa marorantsana erantany no namorona ho azy koa tao aminy [4.27]
Voambolana  9 Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11